Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:12 - Baiboly Katolika12 Mihanta amin’izay hahazo ity boky ity eo an-tanany aho, mba tsy hety ho sanganehana noho izany loza izany; fa aoka hino izy, fa tsy ho fandravana fa ho famaizana ny firenentsika no nisian’ireo fanenjehana ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Mihanta amin’izay hanana ity boky ity ho eo am-pelatanany àry aho mba tsy hety hokivian’izany loza izany; aoka hihevitra kosa izy mba tsy ho fandravana fa ho fanabeazana ny firenentsika no nisian’ireo fanenjehana ireo. Jereo ny toko |