Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:11 - Baiboly Katolika

11 Nisy koa niara-nankany amin’ny zohy akaiky, hankalaza an-tsokosoko ny andro sabata, fa voampanga tamin’i Filipo, ka nodorana tao, tsy sahy niaro tena akory, noho ny fanajana sy fahamasinan’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Nisy koa Jiosy hafa niara-nankany amin’ny zohy akaikin’i Jerosalema mba hankalaza an-tsokosoko ny andro sabata. Voampanga tamin’i Filipo ireo, ka nodoram-belona tao; tsy sahiny akory ny niaro tena, noho ny fanajana ny fahamasinan’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra