Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:10 - Baiboly Katolika10 Ohatra, nisy vehivavy roa namora ny zanany, dia nosamborina nahantona tamin’ny nonony ny zanany, notaritarihina ampahibemaso eran’ny tanàna, dia navarina avy eny an-tampon’ny manda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ohatra, nisy vehivavy roa nampamora ny zanany, ka naiditra fitsarana. Voasazy hotaritaritina ampahibemaso eran’ny tanàna izy roa vavy, sady nahantona tamin’ny nonony avy ny zanany, ary farany navarina avy any an-tampon’ny manda. Jereo ny toko |