Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:1 - Baiboly Katolika

1 Andro vitsivitsy taorian’izany, dia naniraka anti-dahy anankiray avy any Atena ny mpanjaka, hanery ny jody handao ny fivavahan-drazany sy hisakana azy tsy hiaina araka ny lalàn’Andriamanitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Andro vitsivitsy taorian’izany, dia nirahin’i Antiôkosa mpanjaka ilay Atenianina atao hoe Gerônta mba hanery ny Jiosy handao ny fivavahan-drazany sy hitsahatra tsy hanaraka ny lalànan’Andriamanitra intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra