Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:9 - Baiboly Katolika9 Nanesi-tany olona betsaka handao tanindrazana izy, ka mba maty tany an-tanin’olon-kafa kosa indray, nony efa nankany Lasedemôna nanantena hahita fialofana tany, noho ny maha-iray niaviana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Avy tao izy no nankany Gresy, satria nanantena hahita fialofana tao amin’ny Sparsiaty, izay iray fiaviana amin’ny Jiosy; nanesitany olona betsaka handao tanindrazana i Jasôna, ka mba maty an-tany hafa koa. Jereo ny toko |