Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:8 - Baiboly Katolika

8 Izao no niafaran’ny fiainany mahameloka: voaporitra tao amin’i Aretasa mpanjakan’ny Arabo izy, nandositra nifindrafindra tanàna, nenjehin’ny olon-drehetra, nankahalaina ho mpandika lalàna, fanozona ho mpamono tanindrazana ama-mpiray tanindrazana, noroahina tamim-pahafaham-baraka hatrany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Izao no niafaran’ny toe-paharatsiana niainan’i Jasôna: voafonja tao amin’i Haretà mpanjakan’i Arabia izy, nandositra nifindrafindra tanàna, nenjehin’ny olon-drehetra, nankahalaina ho mpandika lalàna, voailika ho mpanabotry tanindrazana sy mpamono mpiray firenena, ka dia noroahina hatrany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra