Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:7 - Baiboly Katolika7 Sady tsy afa-nahazo ny fahefana anefa izy, no nahazo henatra tamin’ity teti-dratsy nataony, ka heriny nandositra nankany amin’ny tanin’ny Amônita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Kanefa sady tsy afa-nandrombaka fahefana izy no nahazo henatra tamin’ny teti-dratsy nafitsony, hany ka voatery indray izy nandositra tany amin’ny faritr’i Hamàna. Jereo ny toko |