Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:6 - Baiboly Katolika6 Nianjadian’i Jasôna tsy nananany antra akory ny mpiray tanindrazana aminy, tsy noheveriny fa ny andro iray naharesena ny mpiray tanindrazana amin’ny tena, no andro very mampalahelo indrindra; fahavalo no nataony ho nahazoam-pandresena, fa tsy olona iray tanindrazana aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Novonoin’i Jasôna ho faty ka tsy nananany antra akory ireo mpiray firenena aminy; ary noheveriny fa ny andro iray nandresena ny mpiray firenena no loza amin’antambo goavana indrindra; fahavalo fa tsy hoe mpiray firenena no nataony ho nahombiazany. Jereo ny toko |