Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:5 - Baiboly Katolika

5 Nisy tsaho tsy marina niely fa hoe maty i Antiôkosy, ka naka miaramila tsy latsaka ny 1000 i Jasôna, dia tonga namely tampoka ny tanàna. Niezaka namonjy ny manda ny mponina nefa afany ihany ny tanàna, ka niery tao amin’ny trano mimanda i Menelasa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nisy tsaho tsy marina niely fa hoe maty i Antiôkôsa; ka naka miaramila tsy latsaka ny arivo i Jasôna, dia tonga namely tampoka an’i Jerosalema. Niezaka niaro ny manda ireo mponina, kanefa azon’i Jasôna ihany ny tanàna nony farany; dia lasa niery tao amin’ilay toera-mafy i Menelà.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra