Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:4 - Baiboly Katolika

4 Ka noho izany samy nivavaka avokoa ny olona rehetra, mba ho fambara tsara ho azy izany fisehoana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Noho izany samy nivavaka avokoa ny mponina rehetra mba ho zavatra tsara no ambaran’izany fisehoana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra