Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:3 - Baiboly Katolika3 dia nisy kosa antokon-tsoavaly voalahatra hiady, famelezana amam-pikarohan’ny an-daniny avy, firefodrefotr’ampinga aman-defona sesehena, sabatra notsoahana tamin’ny tranony, longy natoraka, fanjelajela-piadiana, mbamin’ny fiarovan-tratra isan-karazany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 tazana koa ny antokon-tsoavaly voalahatra hiady, ny famelezana amam-pikatrohana ifanaovan’ny andaniny sy ankilany, ny ampinga voahevingevina, ny lefona mifanaretsaka, ny sabatra voatsoaka tamin’ny tranony, ny zana-tsipîka mitsoriaka, ny fanjelajelatry ny haingo volamena eo amin’ny akanjo vy isan-karazany. Jereo ny toko |