Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:27 - Baiboly Katolika27 Ary i Jodasy Makabeo, izy no fahafolony nihataka nankany an’efitra nanao teo-piainan’ny biby dia tany an-tendrombohitra niaraka tamin’ireo namany, tsy nihinana afa-tsy ny zava-maitso, na oviana na oviana, mba tsy handoto ny tenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 I Joda Makabeo kosa dia niaraka tamin’ny lehilahy folo hafa ka nihataka nankany an-taniefitra; nanao toe-piainan’ny bibidia izy sy ny namany tany an-tendrombohitra tany. Mba tsy handotoany tena no tsy nihinanany afa-tsy zava-maniry ihany. Jereo ny toko |