Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:26 - Baiboly Katolika26 Ka izay rehetra nivoaka hizaha, nasainy novonoina avokoa; dia niara-nitety tao an-tanàna izy sy ny miaramilany namono olona maro ho faty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ka izay rehetra nivoaka ny trano hizaha izany, dia nasainy novonoina ho faty avokoa; ary niara-nirohotra nankao an-tanàna izy sy ny miaramilany ka nandripaka olona maro. Jereo ny toko |