Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:25 - Baiboly Katolika

25 Nony tonga tao Jerosalema i Apôlôniosy, nody niseho ho havana, nijanona tsy naninon-tsy naninona, mandra-pahatongan’ny andro masina sabata; kanjo vao hitany variana manamasina io ny Jody, dia nasainy nandray fiadiana ny miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nody niseho ho havana i Apôlôny fony tonga tao Jerosalema, nijanona tsy naninon-tsy naninona izy mandra-pahatongan’ny andro masina sabata; kanjo nanararaotra ny fitsaharan’ny Jiosy tamin’ny asa izy, dia nampanao matso ny miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra