Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:24 - Baiboly Katolika

24 nanao an-dolompo tamin’ireo Jody tia tanindrazana. Fanampin’izany, nalefan’i Antiôkosy koa i Apôlôniosy tsivalahara nitondra tafika nisy miaramila 22.000 nomeny didy hamono ny lehilahy rehetra ampy taona, sy hivarotra ny zaza amam-behivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 hany ka nalefany tany Jerosalema koa i Apôlôny ilay filohan’ireo mpikarama an’ady tao Nizia. Nombàn-tafika nisy antokony 22 izy io ary nomena didy hamono ho faty ireo lehilahy matanjaka rehetra sy hivarotra ny zaza amam-behivavy ho andevo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra