Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:23 - Baiboly Katolika23 tao Garizima i Andrônika, ary afa-tsy ireo, i Menelasa izay ratsy lavitra noho ny hafa nanandra-tena an’avonavona ho ambony noho ny iray tanindrazana aminy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 ary tao an-tendrombohitra Gerizima dia nametrahany an’i Andrônika. Ankoatra ireo, dia teo i Menelà izay ratsy lavitra noho ny hafa ary nanandra-tena ho ambonin’ireo mpiray firenena aminy. Nanao an-dolompo tamin’ireo Jiosy tia tanindrazana tokoa i Antiôkosa, Jereo ny toko |