Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:22 - Baiboly Katolika

22 Nametraka mpanao raharaha hampahory ny vahoaka izy, dia tao Jerosalema i Filipo avy any Frijia, masiaka noho ilay nametraka azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nametraka mpandraharaha hampahory ny vahoaka jiosy izy; tao Jerosalema dia nametrahany an’i Filipo izay avy any Frijia sady masiaka mihoatra noho ilay nanendry azy,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra