Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:21 - Baiboly Katolika21 Talenta 1.800 no nongoahan’i Antiôkosy avy ao amin’ny tempoly, dia niverina faingana ho any Antiôkosy izy; ka azon’ny fiavonavonana izy dia nieritreritra noho ny firehetan’ny fony tafahoatra fa hahazo miantsambo amin’ny tany maina, sy ho afa-mampamindra amin’ny ranomasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Volafotsy 48 taonina no nalain’i Antiôkôsa tao an-tempolin’i Jerosalema, dia niverina haingana ho any Antiôkia izy. Nentanim-piavonavonana izy sady nobohizin’ny fieritreretam-pony ka nihevitra ho afa-mampiantsambo amin’ny tany maina sy ho afa-mampamindra miaramila eny ambony ranomasina. Jereo ny toko |