Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:20 - Baiboly Katolika20 Ka noho izany sady niara-nidiran-doza tamin’ny vahoaka izany fitoerana izany no nanana anjara tamin’ny soa avy amin’ny Tompo koa, nanaraka izany; haolo izy aloha noho ny hatezeran’ny Tsitoha, vao naverina tamin’ny voninahiny lehibe indrindra, nony nihavana tamin’ny vahoakany indray ny Tompo ambony indrindra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Noho izany, sady niara-nidiran-doza tamin’ny vahoaka io tempoly io no nanana anjara, taty aoriana, tamin’ny fanambinana azon’ny vahoaka. Ny hatezeran’ilay Tompon’izao rehetra izao no nahatonga ny tempoly ho nilaozany; fa naverina tamin’ny voninahiny manontolo koa io tempoly io, rehefa nihavana tamin’ny vahoakany indray ilay Tompo ambony indrindra. Jereo ny toko |