Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:2 - Baiboly Katolika

2 Ary tamin’izany, eran’ny tanàna naharitra sahabo ho 40 andro, dia nisy mpitaingin-tsoavaly, niseho nihazakazaka teny amin’ny habakabaka, nitena akanjo volamena sy nitondra lefona toy ny andian-tafika;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary eran’ny tanànan’i Jerosalema manontolo, nandritra ny efapolo andro, dia nahitana ireto sehon-javatra ireto: nisy mpitaingin-tsoavaly mitafy lamba voatemitra amboradara volamena ary antokon-tafika mirongo lefona samy nihazakazaka teny ana habakabaka;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra