Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:19 - Baiboly Katolika

19 Tsy noho izany fitoerana izany anefa no nifidianan’Andriamanitra ny vahoaka fa noho ny vahoaka no nifidianany an’izany fitoerana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Kanefa tsy noho ny tempoly no nifidianan’ny Tompo ilay vahoakany; fa noho ny vahoakany no nifidianany an’ilay tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra