Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:18 - Baiboly Katolika18 Fa raha tahiny kosa tsy meloka tamin’ny fahotana be dia be izy ireo, dia ny tenany kosa hatramin’ny vao tonga izy no tsy maintsy ho voakapoka sy voasakana amin’izao hasahiany izao, tahaka an’i Heliodoro nirahin’ny mpanjaka hizaha ny rakitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Fa raha tahiny kosa tsy meloka tamin’ny fahotana maro ireo, dia ny tenan’i Antiôkosa, vantany vao tonga teo, no tsy maintsy voakapoka sy voasakana tamin’izao hasahiany izao, tahaka an’i Heliôdôra izay nirahin’i Seleokôsa mpanjaka mba hizaha ny rakitry ny tempoly. Jereo ny toko |