Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:17 - Baiboly Katolika17 I Antiôkosy izany nobohizin’ny fiavonavonana tao am-pony, tsy nandinika fa noho ny fahotan’ny mponina no nahatezitra ny Tompo amin’ny andro fohy ihany, ka izany no namiliany ny masony tsy hijery izany fitoerana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nobohizin’ny fiavonavonam-po i Antiôkosa, ka tsy nandinika fa ny fahitan’ireo mponin’i Jerosalema no nahatezitra ny Tompo vetivety ihany, ka izany no tsy niahiany an’izany tempoly izany. Jereo ny toko |