Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:16 - Baiboly Katolika

16 Nalain’io tamin’ireto tanany maloto ny zavatra masina, notsoahany ny fanomezana napetraky ny mpanjaka sasany, hampitombo voninahitra amam-piamboniana io fitoerana io, ka napetrany eo an-tanana tsy voahasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Nalain’io mpanjaka io tamin’ireto tanany maloto ny fitaovana masina; notsoahany ny fanomezana napetraky ny mpanjaka hafa mba hanitarana io toerana io sy hanomezana haja amam-boninahitra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra