Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:15 - Baiboly Katolika15 Tsy mbola afa-pon’izany halozana izany anefa izy, fa mbola sahiny nitsofohana indray koa ny tempoly, ilay masina indrindra amin’ny tany rehetra, ka i Menelesy mpamadika ny lalàna aman-tanindrazany no mpitarika azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Tsy mbola afa-pon’izany halozana izany anefa i Antiôkosa, fa sahy nitsofoka koa tao amin’ilay tempoly masina indrindra eran-tany; ka i Menelà, izay mpivadika amin’ny lalàna sy amin’ny tanindrazana, no mpitari-dalana azy. Jereo ny toko |