Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:13 - Baiboly Katolika

13 Zatovolahy sy anti-dahy no novonoina toy izany, lehilahy lehibe sy zaza amam-behivavy no maty toy izany, zatovovavy sy zaza minono no novonoin-ko faty toy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Naringany na tovolahy na anti-dahy, naripany ny zaza amam-behivavy, ary novonoiny ho faty ny tovovavy mbamin’ny zaza mbola minono.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra