Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 5:12 - Baiboly Katolika

12 Nodidiany ny miaramila hamono tsy hananana antra akory izay azon’ny tanany sy hamono izay miakatra any ambony tafon-trano.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nodidiany ny miaramilany handavo tsy hananana antra izay azon’ny tanany, sy hamono hahafaty an’izay miakatra eny amin’ny efitrano ambany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 5:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra