Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:11 - Baiboly Katolika11 Nony avy izay nahalalan’ny mpanjaka izany zava-niseho izany, dia nataony fa efa niendaka i Jodea. Ka niala tany Ejipta izy, nisafoaka toa biby masiaka, naka ny tanàna tamim-piadiana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Rehefa nahafantatra izany zava-niseho tany Jerosalema izany ny mpanjaka, dia noheveriny fa efa nikomy i Jodea. Ka nisafoaka toa biby masiaka izy no niala tany Ejipta; ary nombàn-tafika naka ny tanànan’i Jerosalema. Jereo ny toko |