Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:10 - Baiboly Katolika10 Nampiampatra olona betsaka tamin’ny tany tsy nisy mpandevina izy, ka mba tsy nisy mpisaona koa, na mpikarakara levenana, na nalevina am-pasan-drazana akory. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Namela faty maro hiampatrampatra tamin’ny tany tsy nisy mpandevina izy, ka mba tsy nisy mpisaona koa: tsy nahazo mpikarakara fandevenana izy ary tsy nomen-toerana teo am-pasandrazana. Jereo ny toko |