Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 5:1 - Baiboly Katolika1 Takaikin’izany andro izany, nandamina fanafihana an’i Ejipta fanindroany indray i Antiôkosy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’izany fotoana izany eo ho eo koa no niomakomanan’i Antiôkosa hanafika an’i Ejipta fanindroany. Jereo ny toko |