Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:9 - Baiboly Katolika9 Nampanantena koa izy, ny hanao fanekena an-tsoratra fa hanome talenta 150 koa indray, raha omena alalana izy mba hanorina trano fampianarana asa fampahatanjahan-tena, hisy fitoerana voatokana ho an’ny zatovolahy, miankina amin’ny fahefany ihany sy voalahatra araka ny heviny, ary handatsaka ny mponina ao Jerosalema ho isam-bahoakan’i Antiôkosy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nirotsaka koa izy hanao fanekena an-tsoratra fa handoa volafotsy efatra taonina indray, raha omen’i Antiôkosa lalana hanorina kianja fanaovam-panatanjahan-tena sady hasiana sekolin-jazalahy ary hanao lisitra ireo mponin’i Jerosalema mendrika ho olom-pirenen’i Antiôkosa. Jereo ny toko |