Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:8 - Baiboly Katolika

8 Lasa izy niresaka tamin’ny mpanjaka nampanantena azy talenta volafotsy 360 sy talenta 80 avy amin’ny zavatra niditra hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Niresaka tamin’ity mpanjaka i Jasôna ka nampanantena azy volafotsy folo taonina avy amin’ny hetra ary koa volafotsy roa taonina avy amin’ny vola hafa miditra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra