Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:7 - Baiboly Katolika

7 Nony maty anefa i Seleokosy, ka i Antiôkosy, natao hoe Epifana, no nandimby azy, dia nanao izay hisazohany ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe i Jasôna rahalahin’i Oniasa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Rehefa maty i Sekeokôsa, dia nodimbiasan’i Antiôkosa ilay natao koa hoe Epifana. Tamin’izay i Jasôna rahalahin’i Ônià no nitetika hisazoka ny andraikitra maha mpisorombe.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra