Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:6 - Baiboly Katolika6 Satria hitany fa tsy misy azo andaminana izany toe-javatra izany sy hampiala an’i Simôna amin’io zava-mahameloka efa natombony io, afa-tsy ny fanelanelanan’ny mpanjaka ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Takatr’ity mpisorombe manko fa tsy misy azo andaminana izay toe-javatra izany na ampitsaharana ny zava-doza natombok’i Simôna, afa-tsy ny fanelanelanan’ny mpanjaka ihany. Jereo ny toko |