Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:50 - Baiboly Katolika50 Fa i Menelasa kosa, noho ny fitiavam-bolan’ny manam-pahefana, dia tafajanona tamin’ny voninahiny ihany, sady nitombo hasomparana aman-kalozana tamin’ny mpiray tanindrazana aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara50 I Menelà kosa, noho ny fitiavam-bolan’ny manampahefana, dia tafajanona tamin’ny andraikiny ihany, sady nitombo hasomparana aman-kalozana tamin’ny mpiray firenena aminy. Jereo ny toko |