Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:49 - Baiboly Katolika

49 Hatramin’ny Tirianina avy no tezitra tamin’izany ka nanao fandevenana kanto ho an’ireto novonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Hatramin’ny Tirianina avy no tezitra tamin’izany ka nanao fandevenana manetriketrika ho an’ireto novonoina ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra