Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:48 - Baiboly Katolika48 ka dia niaritra izany fanamelohana tsy marina izany, tsy misy hataka andro akory, ireto olona mitolo-tena niaro ny tanàna sy ny vahoaka ary ny zavatra masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Ka avy hatrany dia niharan’izany fanamelohana tsy an-drariny izany ireto olona nitolo-tena niaro ny tanàna ny Jerosalema sy ny vahoaka jiosy ary ny zava-masina. Jereo ny toko |