Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:47 - Baiboly Katolika47 Nolazain’ny mpanjaka ho tsy diso araka ny fiampangana nitoriana azy i Menelasa, nefa diso marina tokoa izy io nanao ny heloka rehetra, fa nohelohiny ho faty kosa iretsy fadiranovana, nefa na dia teo anatrehan’ny Sita aza no nitondran’ireo ny fitarainany, dia ho nampodiny tsy manan-tsiny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Nolazain’ny mpanjaka fa tsy diso araka ny fitoriana azy i Menelà; kanefa izy io mihitsy no fototr’ireo heloka isan-karazany ireo. Nohelohin’i Antiôkosa ho faty kosa iretsy iraka mampahonena; kanefa na dia teo anatrehan’ny Sitianina aza no nitondran’izy telo lahy ny fitoriany, dia ho nampodiny tsy manan-tsiny. Jereo ny toko |