Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:46 - Baiboly Katolika46 Dia notarihin’i Ptôlemea ho eo ambanin’ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara46 Dia notarihin’i Ptôlemeo ny mpanjaka hankeo ambany lavarangana manodidina mba mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. Jereo ny toko |