Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:45 - Baiboly Katolika

45 Hitan’i Menelasa fa resy izy, ka nampantenainy vola be i Ptôlemea zanak’i Dôrimena, mba hampahazo fitia azy amin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

45 Hitan’i Menelà fa ho resy izy, ka nampanantenainy vola be i Ptôlemeo zanakalahin’i Dôrimena mba handresy lahatra ny mpanjaka hiandany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:45
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra