Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:44 - Baiboly Katolika

44 Nony tonga tao Tira ny mpanjaka, dia nasehon’ny olona telo lahy, nirahin’ny loholona, taminy, ny fahamarinan’ny fiampangany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Nony tonga tao Tiro ny mpanjaka, dia olona telo lahy nirahin’ny Antenimieran-doholon’i Jerosalema no nametraka ny fitoriana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra