Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:42 - Baiboly Katolika42 Ka betsaka no naratrany tamin’ireo mpiandany aminy, maro no matiny ary ny sisa rehetra nataony vaky nandositra, ary ilay mpamotsifotsy ny zavatra masina, dia novonoiny teo akaikin’ny trano firaketan’ny Tempoly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 Betsaka no naratran’ny vahoaka tamin’ireo mpomba an’i Lisimàka, maro no matiny, ary ny sisa rehetra nataony vaky nandositra; i Lisimàka, ilay mpanimbazimba zava-masina, kosa novonoiny teo akaikin’ny efitrano fitahirizan-drakitry ny tempoly. Jereo ny toko |