Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:41 - Baiboly Katolika41 Vao nahalala ny famelezan’i Lisimàka anefa ny olona, dia ny sasany naka vato, ny sasany kosa langilangy, misy aza nandroaka lavenona hitany teo, nafafiny tamim-pihorakorahana tamin’ny andanin’i Lisimàka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Vao nahafantatra ny famelezan’i Lisimàka anefa ny olona, dia ny sasany naka vato, ny sasany naka kibay; nisy aza nandraoka lavenon-tsorona sendra hitany teo, ka tanaty fifanjevoana no namafazany azy tamin’ny antokon-tafik’i Lisimàka. Jereo ny toko |