Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:40 - Baiboly Katolika40 Nony nahita ity vahoaka nikomy sy izato fo mirehi-pahatezerana i Lisimàka, dia nomeny fiadiana ny lehilahy sahabo ho telo arivo, ka rafitra namely an-keriny, notarihin’olona anankiray atao hoe Tiràna, lehilahy sady be taona no tsy latsa-paharatsiana koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Rehefa hitan’i Lisimàka ity vahoaka nikomy sady feno fahatezerana, dia lehilahy sahabo ho antokon-tafika telo no nampirongoany fiadiana ka namely tsy an-drariny an’ireto mpikomy. Ny antokon-tafika kosa dia notarihin’olona anankiray atao hoe Aoràna, lehilahy sady be taona no heni-pahadalana. Jereo ny toko |