Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:4 - Baiboly Katolika4 Ka nony nodinihin’i Oniasa ny loza avy amin’izany fifampiandaniana izany, sy ny hatezeran’i Apôlôniosy governoran’ny miaramilan’i Sele-Siria sy i Fenisia, izay namporisika ny haratsian’i Simôna, dia lasa izy nankany amin’ny mpanjaka; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Tsapan’i Ônià sy loza aterak’izany fifampiandaniana izany; ary hitany fa i Apôlôny, zanakalahin’i Menestea sady governoran’i Kôilà-Siria mbamin’i Fenisia, dia mampirisika ny haratsian’i Simôna. Jereo ny toko |