Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:39 - Baiboly Katolika

39 Ary nisy hala-javatra masina betsaka nataon’i Lisimàka niray tetika tamin’i Menelasa tao an-tanàna, ka niodina tamin’i Lisimàka ny vahoaka, nony efa be sahady no tafahahaka ny kapoaka volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Nisy hala-javatra masina betsaka nataon’i Lisimàka niray tetika tamin’i Menelà tao an-tempolin’i Jerosalema; ka fitaovana volamena maro no efa niparitaka. Nihahaka eran’ny tanàna izany vaovao izany, ka niodina tamin’i Lisimàka ny besinimaro.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra