Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:37 - Baiboly Katolika

37 Tafalatsaka lalina tao am-pon’i Antiôkosy ny alahelo an’i Oniasa; nangoraka azy mafy izy, ka nirotsaka ny ranomasony nahatsiahy ny fahononan-tena amam-pitondran-tena hendry fatratra nataon’ity maty.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Tafalatsaka lalina tao am-pon’i Antiôkosa ny alahelo an’i Ônià; onena azy fatratra izy, ka nirotsa-dranomaso nahatsiahy ny fahononan-tena sy fahaiza-mandanjalanja fatratra nananan’ity maty.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra