Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:36 - Baiboly Katolika36 Ka nony tonga avy any Silisia ny mpanjaka, na ny Jody tao Antiôkia na ireo Grika mankahala ny fanovana an-keriny koa, dia samy tonga tao aminy, noho ny amin’ny namonoana tsy an-drariny an’i Oniasa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Nony tafaverina avy any Silôsia ny mpanjaka, na ny Jiosy tao Antiôkia na ireo Grika mpankahala fanaovana an-keriny dia samy tonga nitaraina tao aminy noho ny namonoana tsy an-drariny an’i Ônià. Jereo ny toko |