Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:35 - Baiboly Katolika35 Tamin’izany, tsy ny Jody ihany, fa betsaka koa tamin’izay hafa firenena no tezitra tamin’ny famonoana tsy an-drariny an’izany lehilahy izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Noho izany, dia tsy ny Jiosy ihany fa betsaka koa tamin’ireo hafa firenena no taitra sy tezitra tamin’ny famonoana tsy an-drariny an’izany lehilahy izany. Jereo ny toko |