Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:33 - Baiboly Katolika33 Nony fantatr’i Oniasa marina izany heloka vao nataon’i Menelasa izany indray, dia nandefa faniniana azy izy, rehefa tafahataka tao amin’ny toerana fialofana tany Dafne, akaikin’i Antiôkia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Nony fantatr’i Ônià mazava izany ratsy nataon’i Menelà izany, dia nihataka tao amin’ny toeram-pialofana tany Dafne akaikin’i Antiôkia izy, ka avy ao no nandefasany teny fanakianana an’i Menelà. Jereo ny toko |